Entrée | 1 mampifanaraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.13] mampihavana, mampifandray |
Explications en français |
4 [1.13] concilier, accorder |
Exemples |
5 [2.5#] Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy. |
Radical | 6 araka |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |