Entrée | 1 manafina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. |
Explications en anglais |
4 [1.2] to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. 5 [1.7] to conceal |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8, 1.5] cacher 7 [1.3] receler 8 [1.3, 1.5] garder le secret fig. ensevelir les souverains |
Exemples |
9 [2.324] Hianareo manafina amiko! 10 [2.472] Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko. 11 [2.48] Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy; |
Radical | 12 afina |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot manafina |
Citations | 24 Textes citant manafina |
Anagrammes | 25 fanimana, ifananam, manafina, nafanaim, namafany, nanafiam, nanamafy, niafanam |
Mis à jour le 2025/02/11 |
![]() |