|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manafintohina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io
Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika
Explications en anglais  4  [1.7] to trip; to give offense
Explications en français  5  [1.3] faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas
scandaliser, irriter
6  [1.8] faire broncher; scandaliser
Exemples  7  [2.4#] Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona.
8  [1.262#] Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina.
9  [2.643#] Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina.
Radical  10  tafintohina
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  manafintohìna
Partie du discours  16  impératif du verbe actif manafintohina [Liste complète]
Radical  17  tafintohina

Anagrammes  18  anafintohinam, manafintohina, manafintohìna

Mis à jour le 2025/04/28