|
|
|
|

Entrée1  manaja tena
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka
Mots élémentaires  4  manaja, tena

Mis à jour le 2024/12/07