Entrée | 1 manakatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao |
Explications en anglais |
4 [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something |
Explications en français |
5 [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre |
Exemples |
6 [2.606#] Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. 7 [1.369#] tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. |
Radical | 8 takatra |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 anatrakam, manakatra, manatraka, manatrakà |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |