|
|
|
|

Entrée1  mana-manjò
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] maty havana, manan-kavana nody mandry
Exemples  4  [2.4#] Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo.
5  [1.3#874] mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille)
6  [2.347#74] Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy.
Mots élémentaires  7  manana, man
Synonymes  8  tompo-manjo, tompom-pahoriana
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mana-manjò

Mis à jour le 2024/12/10