Entrée | 1 manampirina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho |
Radical | 4 ampirina |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 mampirina |
Anagrammes | 9 anampiriman, manampirina, nampianarim, nampirimana, nanampirima |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |