|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manangasanga
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho
Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý
Explications en anglais  4  [1.7] to loom up, to appear at a distance
Explications en français  5  [1.3] apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?)
6  [1.8] se montrer vaguement au loin
Exemples  7  [2.324] afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona
8  [2.285#] Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo;
9  [2.499#] Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany.
10  [2.472] Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany.
Radical  11  sangasanga
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  manangasan
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manangasanga [Liste complète]
Radical  18  sangasanga

Anagrammes  19  anangasangam, manangasangà, manangasanga

Mis à jour le 2025/04/30