Entrée (1/2) | 1 manangolangola |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso |
Explications en anglais |
4 [1.2] to make to be wayward or indulged. (Prov.) |
Radical | 5 angolangola |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 manangolangolà |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif manangolangola [Liste complète] |
Radical | 12 angolangola |
Anagrammes | 13 anangolangolam, manangolangola, manangolangolà |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |