Entrée (1/2) | 1 manan-kasina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana |
Exemples |
4 [2.445#] Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. |
Mots élémentaires | 5 manana, hasina |
Entrée (2/2) | 6 Manankasina |
Partie du discours | 7 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire |
8 Géographie: agglomérations |
Mots élémentaires | 9 anana, hasina |
Anagrammes | 10 ankamasinan, manan-kasina, Manankasina, nankamasina |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |