Entrée (1/2) | 1 mananontanona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy |
Radical | 4 tanontanona |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mandindona, manandindondindona, mandondona, manombana, manaloka, mitatao, manindry, azo tsindry mandry |
Entrée (2/2) | 10 mananontanòna |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mananontanona [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Radical | 14 tanontanona |
Anagrammes | 15 mananontanòna, mananontanona |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |