Entrée (1/2) | 1 manantona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro |
Explications en anglais |
4 [1.7] to hang, to suspend |
Explications en français |
5 [1.8] suspendre, accrocher |
Exemples |
6 [2.470#] manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. 7 [1.353#] Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. |
Radical | 8 hantona |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 manantòna |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manantona [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Radical | 17 hantona |
Anagrammes | 18 anantonam, manantona, manantòna, namontana, namotanan, nanatonam |
Mis à jour le 2025/04/25 |
![]() |