Entrée | 1 manao fe manao |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) |
Explications en anglais |
4 [1.7] to just do something, to do something without care or zeal |
Explications en français |
5 [1.3] Faire à peu près, par manière d’acquit 6 [1.8] faire une chose comme-ci comme-çà |
Mots élémentaires | 7 manao, fe |
Antonymes | 8 manaodiamanao |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |