|
|
|
|

Entrée1  manao hodi-tsirany sy hodi-peny
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa)
Mots élémentaires  4  manao, hoditra, sirana, fe

Mis à jour le 2024/12/07