|
|
|
|

Entrée1  manaram-po
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] manao danin' ny kibo
Explications en anglais  4  [1.2] to indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one.
5  [1.7] to indulge to one's full satisfaction
Explications en français  6  [1.8] suivre ses goûts, se satisfaire
Exemples  7  [1.317#] Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
8  [2.5#] Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy.
Mots élémentaires  9  manarana, fo
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manaram-po

Anagrammes  13  mampañaro, manaram-po, mpanamaro, mpanamora

Mis à jour le 2025/01/21