Entrée (1/3) | 1 manatsaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy 4 [1.13] mandidy sisim-boky mba hampitovy azy manaisotra ny faritra tsy ilaina |
Explications en anglais |
5 [1.2] to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. |
Explications en français |
6 [1.13] façonner entailler |
Vocabulaire |
7 Economie: imprimerie, dessin |
Radical | 8 hatsaka |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mampitovy tantana, mamarana, manaratsaka |
Entrée (2/3) | 14 manatsaka |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.1] Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany |
Radical | 17 tsaka |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 22 manatsakà |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif manatsaka [Liste complète] |
Radical | 24 tsaka |
Anagrammes | 25 anatsakam, manatsaka, manatsakà, natsamaka |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |