Entrée (1/2) | 1 mandamina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra |
Explications en anglais |
4 [1.2] to arrange, to set in order |
Explications en français |
5 [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier |
Exemples |
6 [2.48] Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; |
Radical | 7 lamina |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 mandahatra, mampirina, mandrindra, manala olana, mampirindra, mikirakira, mandanto, mandravona, mamboatra, mikojakoja, mikarakara, mikajikajy |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 mandamìna |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mandamina [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Radical | 18 lamina |
Anagrammes | 19 andaminam, mandamina, mandamìna |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |