|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandanja
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao
Explications en anglais  4  [1.2] to weigh in scales or on a weighing machine
5  [1.7] to weigh; to consider, to ponder
Explications en français  6  [1.8] peser; réfléchir, considérer
Exemples  7  [1.437#] Ka mety mandanja ny sainy tokoa;
8  [2.296#] Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka.
Radical  9  lanja
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  mandanjà
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mandanja [Liste complète]
Radical  17  lanja

Anagrammes  18  andanjam, mandanjà, mandanja

Mis à jour le 2025/04/28