|
|
|
|

Entrée1  mandatsaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
Mandetsy
Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny.
Explications en anglais  4  [1.2] to lay down, to put down, to let fall, to put in
fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on
5  [1.7] to cast down; to put down, to lay in place
Explications en français  6  [1.8] faire tomber; poser des briques, etc; enrôler
Exemples  7  [1.300#] Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina
8  [2.59#] Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra.
Radical  9  latsaka
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mandatsaka

Mis à jour le 2025/02/16