Entrée | 1 mandrakizay |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho |
Explications en anglais |
4 [1.7] forever |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8, 1.5] éternellement 6 [1.8] à tout jamais |
Exemples |
7 [2.471] Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. 8 [2.529] ho tia an' i Sahondra mandrakizay! 9 [2.499] - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. 10 [2.59] Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. |
Vocabulaire |
11 Temps |
Mots élémentaires | 12 mandraka, izay |
Synonymes | 13 mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria |
Analogues | 14 doria, alaovalo, antaranoana |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mandrakizay |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |