|
|
|
|

Entrée1  mandranto
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy
Explications en anglais  4  [1.2] to trade, to traffic, to engage in commerce.
5  [1.7] to travel about trading
Explications en français  6  [1.8] trafiquer en voyageant
Exemples  7  [2.445#] mandranto fianarana didy akanjo ny tanora.
8  [2.131] fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto
9  [1.437#] Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka.
Radical  10  ranto
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mandranto

Mis à jour le 2024/12/11