Entrée (1/2) | 1 mandroso |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra |
Explications en anglais |
4 [1.7] to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house |
Explications en français |
5 [1.8] avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison |
Exemples |
6 [2.324] Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. |
Radical | 7 roso |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot mandroso |
Entrée (2/2) | 20 Mandroso |
Partie du discours | 21 nom propre (journal) |
Vocabulaire |
22 Maisons d'édition, journaux |
Mots élémentaires | 23 mandroso |
Anagrammes | 24 Mandroso, mandroso |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |