Entrée | 1 manelingelina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany |
Explications en anglais |
4 [1.2] to disturb one by frequent interruptions. 5 [1.7] to distract, to bother |
Explications en français |
6 [1.8] gêner, importuner, distraire, ennuyer |
Exemples |
7 [2.472] Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. 8 [2.583] manelingelina anao aho? |
Radical | 9 helingelina |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |