|
|
|
|

Entrée1  maneritery
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en français  3  [1.196] masser
Exemples  4  [2.59#65] ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny.
5  [2.895#57] Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka.
6  [1.369#] Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa.
Radical  7  teritery
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11