Entrée | 1 maneso |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany |
Explications en anglais |
4 [1.7] to scorn, to mock |
Explications en français |
5 [1.8] mépriser, se moquer de |
Exemples |
6 [1.38] ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" |
Vocabulaire |
7 Emotions |
Radical | 8 eso |
Morphologie |
|
Analogues | 13 manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsa-molotra |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot maneso |
Anagrammes | 15 anosem, maneso, mañose, manose, masoñe |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |