Entrée | 1 manetry tena |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona |
Explications en anglais |
4 [1.7] to humble oneself |
Explications en français |
5 [1.8] s'humilier, être humble |
Exemples |
6 [2.996] Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. |
Mots élémentaires | 7 manetry, tena |
Synonymes | 8 mietry tena |
Analogues | 9 mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |