Entrée | 1 mangadihady |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy |
Explications en anglais |
4 [1.2] bare, barren (country); bald, as the head. |
Explications en français |
5 [1.3#202] nettoyé, complètement vide, nu, découvert, pelé: Mangadihady ny trano (La maison est complètement vide) ~ Mangadihady ny lohany (Sa tête est pelée, chauve, rasée) ~ Tany mangadihady (Pays nu, découvert) ~ Tondiombohitra mangadihady (Montagne pelée) |
Exemples |
6 [2.445#] Tanety sola sy mangadihady sisa no navelany dia nifindra lasy indray izy. 7 [2.499#] dia ilay tanàna kely mangadihady mitorevaka eo afovoan' ny torapasika mahamay. 8 [2.117#] Maro ireo tehezan-tendrombohitra no mangadihady, tsy ahitana hazo maniry intsony. |
Radical | 9 hadihady |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |