|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangatsiaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] cold
5  [1.2] chilly, frigid.
Explications en français  6  [1.8] froid
Exemples  7  [2.324] Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory.
8  [2.470] Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala.
Radical  9  hatsiaka
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Analogues  13  mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka, manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot

Entrée (2/2)20  Mangatsiaka
Partie du discours  21  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  22  [1.11] petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony
Vocabulaire  23  Géographie: rivières, lacs
Mots élémentaires  24  mangatsiaka

Anagrammes  25  mangatsiaka, Mangatsiaka

Mis à jour le 2025/04/30