Entrée | 1 mangidy hoditra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina |
Explications en anglais |
4 [1.7] unpopular |
Explications en français |
5 [1.8] impopulaire |
Mots élémentaires | 6 mangidy, hoditra |
Antonymes | 7 mamyhoditra |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |