|
|
|
|

Entrée1  mangotraka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
Mandevy
Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra
Explications en anglais  4  [1.7] to boil, to be boiling hot
to be very animated
Explications en français  5  [1.8] bouillir, être en ébullition
être très animé
Vocabulaire  6  Physique
Radical  7  hotraka
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mangotraka

Mis à jour le 2024/12/11