Entrée | 1 mangotsokotsoka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka |
Vocabulaire |
4 Santé |
Radical | 5 hotsokotsoka |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mangotsoka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |