|
|
|
|

Entrée1  mangovingovitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina
Exemples  4  [2.499#] Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra.
5  [2.324] ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony.
Vocabulaire  6  Santé
Radical  7  hovingovitra
Analogues  8  heverina

Mis à jour le 2024/12/11