Entrée (1/2) | 1 manila |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra |
Explications en anglais |
4 [1.2] to pass on one side. Chiefly applied to the rain. |
Exemples |
5 [2.424#] Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra |
Radical | 6 ila |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 manilà |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manila [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Radical | 17 ila |
Anagrammes | 18 alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malina, malìna, manaly, manila, manilà, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |