|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manimba
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto
Explications en français  4  [1.13] endommager, dégrader, détruire
Exemples  5  [2.470] ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina!
6  [2.472] manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana.
Radical  7  simba
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot manimba

Entrée (2/3)14  manimba
Partie du discours  15  adjectif
Explications en français  16  [1.13] nocif
Radical  17  simba

Entrée (3/3)18  manim
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manimba [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]
Radical  22  simba

Anagrammes  23  ambanim, animbam, mambañy, mañamby, manamby, manimba, manimbà

Mis à jour le 2025/04/28