Entrée | 1 manitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova |
Explications en anglais |
4 [1.7] fragrant |
Explications en français |
5 [1.8] parfumé 6 [1.196] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] |
Exemples |
7 [2.470] Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny 8 [2.471] Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. 9 [2.472] Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. |
Vocabulaire |
10 Botanique |
Radical | 11 hanitra |
Dérivés |
|
Analogues | 13 mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana, andriamanitra |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot manitra |
Anagrammes | 31 atranim, iantram, manitra, miantra, miantrà, namitra, nitaram, ranitam, taranim |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |