Entrée | 1 manodinkodina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Exemples |
3 [4.27] Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka? |
Radical | 4 hodinkodina |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |