|
|
|
|

Entrée1  manome
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] [mañome] manome
4  [1.1] Mahafoy: Manome vola ny mahantra
Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to give
6  [1.2] to present
Explications en français  7  [1.8, 1.13] donner
8  [1.13] offrir, céder
Exemples  9  [2.293] "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara.
10  [2.324] Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy.
11  [2.470] Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria!
12  [2.470] Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy.
13  [2.471] - manome toky anao aho!
14  [2.472] Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany.
Radical  15  ome
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  45  Proverbes contenant le mot manome

Anagrammes  46  mameno, mamoñe, manemo, manome

Mis à jour le 2025/01/21