|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manompo
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio
Radical  4  tompo
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manompo

Entrée (2/2)13  manompo
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  [1.78] [Tambahoaka] mararin'ny nendra
Vocabulaire  16  Santé
Radical  17  tompo

Anagrammes  18  manompo, mpamono

Mis à jour le 2025/01/21