|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manotrona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina
Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana
Explications en anglais  4  [1.7] to escort
Explications en français  5  [1.8] escorter, accompagner
Exemples  6  [2.472] Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
Radical  7  otrona
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  manotròna
Partie du discours  13  impératif du verbe actif manotrona [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]
Radical  16  otrona

Anagrammes  17  anotronam, manonotra, manotrona, manotròna, namonotra, namotoran, nanorotam, nanotoram

Mis à jour le 2025/04/28