Entrée | 1 mararin-teny |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy |
Mots élémentaires | 4 marary, teny |
Proverbes | 5 Proverbes contenant le mot |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |