Entrée | 1 maratra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Sihanaka]
simba 4 [1.1] Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto |
Explications en anglais |
5 [1.7] wounded, injured |
Explications en français |
6 [1.8] être blessé, meurtri |
Exemples |
7 [2.332#] Tandremo sao maratra! 8 [2.346#9] antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra |
Radical | 9 ratra |
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot maratra |
Anagrammes | 14 maratra, ramatra |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |