Entrée | 1 masoandro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] the sun |
Explications en français |
5 [1.3] soleil (figuré) le père, le souverain 6 [1.8] le soleil |
Exemples |
7 [2.499#] Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. |
Vocabulaire |
8 Astronomie |
Mots élémentaires | 9 maso, andro |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 36 Proverbes contenant le mot masoandro |
Article |
37 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 38 androsoam, dranomaso, mandrosoa, masoandro |
Mis à jour le 2025/03/22 |
![]() |