|
|
|
|

Entrée1  matevina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina
4  [1.13] tsipika na soratra matavitavy
Explications en français  5  [1.13] épais; gras
6  [1.196] fourré
Exemples  7  [2.4#57] Tao aoriana ny poketrany, ary natevina
8  [4.27] Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara
9  [2.472] zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony.
10  [2.470] Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara.
Radical  11  tevina
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot matevina

Mis à jour le 2025/01/21