|
|
|
|

Entrée1  mavany
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] masiaka, henjana
4  [1.1] Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony)
Explications en français  5  [1.3#810] hardi, qui ose tout, fort
Radical  6  vany
Synonymes  7  mavanivany
Phytonymes 

Anagrammes  9  anivam, manavy, mañavy, mañiva, maniva, mavany, mavina, mivaña, naivam, namavy, niavam

Mis à jour le 2025/04/28