|
|
|
|

Entrée1  mendrika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1#652] Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka
Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy
Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra
Explications en anglais  4  [1.7] worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika)
Explications en français  5  [1.3#126, 1.8] digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika)
Exemples  6  [2.472] mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy:
7  [2.470] Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny.
Radical  8  endrika
Morphologie 
9  Simple :
Mots composés 

Anagrammes  11  akendrim, mendrika

Mis à jour le 2025/02/02