|
|
|
|

Entrée1  miampy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko
Explications en anglais  4  [1.2] to grow larger or greater in number or quantity.
5  [1.7] to increase in number or quantity; to increase by so much
Explications en français  6  [1.8] augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité
Exemples  7  [2.472] Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy.
8  [2.470] Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny.
Radical  9  ampy
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  15  miampy, mipamy

Mis à jour le 2025/01/21