|
|
|
|

Entrée1  miandahy miambavy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy
Explications en anglais  4  [1.7] men and women together
Explications en français  5  [1.8] hommes et femmes ensemble
6  [1.5#180] hommes et femmes qui travaillent ensemble
Exemples  7  [2.471] Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana.
Mots élémentaires  8  miandahy, miambavy

Mis à jour le 2024/12/07