|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mibohy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en anglais  3  [1.2] [Provincial] to carry on the shoulder
Radical  4  bohy

Entrée (2/2)5  mibohy
Partie du discours  6  verbe actif
Explications en malgache  7  [1.1] Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to
Explications en anglais  8  [1.2] to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs.
Radical  9  bohy
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  himboi, hiomby, mibohy, mihoby

Mis à jour le 2025/01/21