|
|
|
|

Entrée (1/2)1  midina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony
Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa
mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany
Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony
Explications en anglais  4  [1.2] to pour out, to go down, to descend, to flow out
5  [1.7] to come down
Explications en français  6  [1.3, 1.8, 1.13] descendre
7  [1.3, 1.8] baisser
8  [1.3] couler comme le liquide
9  [1.8] couler
Exemples  10  [1.3] nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga)
11  [1.3] nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne)
12  [1.3] midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau)
13  [1.3] midina ny barometratra (Le baromètre descend)
14  [1.3] midina ny ranomasina (La mer baisse)
15  [2.470] Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ...
16  [2.472] Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay.
Radical  17  idina
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Analogues  22  mikorisa, mivalana, mitambalana, mitsontsorika, mitsontsori-bava, manorika, mikorotsaka, mitamborotsaka, mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mivalangidina, mitambororotra, mandeha any ava, manao ankororosy, mihemotra, mitakemotra, mitambotsotra, mianotra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana, mivarina, manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka
Mots composés 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot midina

Entrée (2/2)33  midìna
Partie du discours  34  impératif du verbe actif midina [Liste complète]
Explications en malgache  35  [1.1]
Explications en français  36  [1.3]
Radical  37  idina

Anagrammes  38  adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, manidy, mañidy, midani, midìna, midina, minday, naidim, namidy, nidima

Mis à jour le 2025/04/28