|
|
|
|

Entrée1  miempaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Explications en anglais  4  [1.7] to swell and blister
Explications en français  5  [1.8] être écorché, avoir des ampoules
Exemples  6  [2.472] Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany.
Vocabulaire  7  Santé
Radical  8  empaka
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12  miempakempaka
Analogues  13  miompaka, mielakelaka, mikoan' ny nahiny, miendaka, misendaka, mihalangalana, misinda, mitakovana, miovaka, mikipaka
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  15  mampaike, mampiake, miempaka

Mis à jour le 2025/01/21